plt_tn/ecc/03/16.md

439 B

Efa nahita ny faharatsiana...ny faharatsiana no tao.

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manasongadina hoe ahoana no nanaratsiana ny fitondra-teny.

ny faharatsiana no tao.

D.H: "matetika mitady faharatsiana ny olona"

Hoy aho anakampo

D.H: "niteny irery aho"

raharaha sy ny asany rehetra

Ireo andian-teny roa ireo midika zavatra mitovy amin'ny anakapobeny ary maneho ireo asa rehetra izay ataon'ny olona.