plt_tn/ecc/03/04.md

283 B

Fampahafantarana ami'ny anakapobeny:

Ny mpanoratra dia manohy ny fampisainana amin'ny fiainana.

hitomaniana ary... hihomehezana... hisaonana ary... handihizana

Ireo dia fomba fijery samihafa isan-karazany eo amin'ny fiainana ho famaritana avy amin'ny zavatra iray tafahoatra.