plt_tn/deu/34/09.md

507 B

zanaka lahin'i Nona

Adikao toy ny tao amin'ny 1:37.

Feno ny fanahin'ny fahendrena i Josoa

Ny mpanoratra dia miresaka toy ny hoe fitoeran-javatra i Josoa ary ilay fanahy dia zavatra azo tsapain-tanana izay afaka apetraka ao anaty fitoeran-javatra. DH: "Yaveh dia nanome fahafahana an'i Josoa mba ho tena hendry"

nametra-tanana taminy Mosesy

Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "Nampetraka ny tanany teo aminy Mosesy mba hanokanana an'i Josoa mba hanompo an'i Yaveh i Josoa.