plt_tn/deu/33/20.md

551 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mitso-drano ny fokon'Israely; tononkalo fohy ilay fitahiana.

Ho tahiana izay manitatra an'i Gada

DH: Ireo mety ho heviniy dia 1) "Yaveh anie hitahy an'i Gada ary hanome azy tany betsaka hipetrahana" na 2) "ny olona dia tokony hiteny fa Yaveh dia tsara satria nanome tany maro an'i Gada mba hipetrahana Izy"

honina any tahaka ny liona vavy izy, dia hamiravira sandry na loha eny izy

Izany dia midika fa matanjaka sy voaaro ny vahoakan'i Gada, ary handresy ny fahavalony any an'ady izy ireo.