plt_tn/deu/33/01.md

832 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manomboka mitso-drano ny fokon'Israely. Ataon'i Mosesy miendrika tononkalo fohy ilay tsao-drano.

Avy tao Sinay i Yaveh ary niposaka avy tao Seira tambonin'izy ireo. Namirapiratra avy ao an-tendrombohitra Parana Izy

Mosesy dia mampitaha an'i Yaveh amin'ny masoandro miposaka. DH: "rehefa tonga avy any Sinay i Yaveh, dia nijery azy ireo tahaka ny masoandro rehefa miposaka avy ao Seira ary mamirapiratra avy any amin'ny Tendrombohitra Parana Izy"

teo ambonin'izy ireo

"teo ambonin'ny vahoakan'Israely"

ireo anjely masina iray alina

"anjely 10,000"

Tselatra no teo an-tanany havanana

Ireo mety ho heviny hafa dia 1) "teo amin'ny tanany havanana dia nisy tselatr'afo" na 2) "Nomeny lalàn'afo izy ireo" na 3) "tonga avy any atsimo, ambanin'ireo tendrombohitra antsany Izy"