plt_tn/deu/32/48.md

12 lines
257 B
Markdown

# Abarima, miakatra hatrany an-tendrombohitra Nebo
"Abarima ary miakatra ny Tendrombohitra Nebo"
# Tendrombohitra Nebo
Ity no toerana avo indrindra any amin'ireo Tendrombohitra Abarima.
# tandrifin'i Jeriko
"any amin'ny ilan'ny renirano avy eo Jeriko"