plt_tn/deu/32/11.md

607 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely.

Toy ny voromahery izay miambina ny ankaniny sy manidintsidina eo ambonin'ireo zanany, namelatra ny elany Yaveh ary naka azy ireo, ary nentiny teny ambonin'ny elany izy ireo

Ity dia midika fa niambina sy niaro an'ireo Israelita i Yaveh tamin'izy ireo tany an'efitra.

nitarika azy ... niaraka taminy

Mosesy dia mbola miresaka an'ireo Israelita toy ny hoe "Jakoba" indray (32:9). Mety mila adikanao toy ny hoe miresaka an'ireo Israelita ho olona maro i Mosesy. "nitarika azy ireo ... niaraka tamin'izy ireo"