plt_tn/deu/30/19.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

Miantso ny lanitra sy tany aho mba ho vavolombelona

Ireo mety ho heviny dia 1) Mosesy dia miantso an'ireo izay mipetraka any an-danitra sy eto an-tany mba ho vavolombelona amin'izay lazainy, na 2) Mosesy dia miresaka amin'ny lanitra sy ny tany toy ny hoe olona ireo, ary miantso azy ireo izy mba ho vavolombelona amin'izay lazainy

mba ho vavolombelona manohitra anao

"mba ho vonona hilaza fa nanao zavatra ratsy ianao"

hankatoavana ny feony

Eto ny hoe "feo" dia maneho an'izay lazain'i Yaveh. DH: "hankato izay lazainy"

hifikirana aminy

"mba hiankina aminy"

Satria Izy no fiainanao sy ny halavan'ireo andronao

Ny hoe "fiainanao" sy "halavan'ireo andronao" dia sarinteny ho an'ilay afaka manome aina sy halavn'ny andro. DH: "Yaveh irery no afaka manome fahafahana anao hiaina ela"

nianianan'i Yaveh tamin'ireo razambenao

DH: "nianianan'i Yaveh fa omeny an'ireo razambenao"