plt_tn/deu/30/15.md

511 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

nataoko teo anoloanao

Ny mametraka zavatra eo amin'izay hahitan'ny olona izany dia sarinteny hilazana amin'ny olona iray ny momban'ny zavatra iray. DH: "nolazaiko anao ny momba azy"

fiainana sy ny tsara, ary ny fahafatesana sy ratsy

DH: "izay tsara sy hahatonga anao ho velona, ary izay ratsy sy hahafaty anao"

sy hitombo

"sy hanana taranaka maro"