plt_tn/deu/29/07.md

12 lines
424 B
Markdown

# Sihona, ilay mpanjakan'i Hesbona, sy Oga, ilay mpanjakan'i Basana
Adikao toy ny tao amin'ny 1:3 ireo anarana ireo.
# nivoaka mba hiady amintsika
Eto ny hoe "isika" dia maneho an'i Mosesy sy ny vahoakan'Israely.
# tandremo ireo tenin'ity fanekena ity ary ataovy izany
Mitovy hevitra ireo fehezanteny roa ireo ary manamafy fa ny olona dia mila mankato ireo didin'i Yaveh. DH: "ankatoavy ireo tenin'ny fanekeny rehetra"