plt_tn/deu/29/01.md

596 B

Ireto ny teny izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy ho lazaina

Ity dia maneho fa hiteny Mosesy.

tany amin'ny tany Moaba

Ity dia any amin'ny ilany atsinanan'i Jordana izay nipetrahan'ireo Israelita talohan'ny nidiran'izy ireo tao amin'ny tany Kanana. "tamin'izy ireo tany amin'ny tany Moaba"

teny izay nanampiana ny fanekena ... tao Horeba

Ireo didy fanampiny dia nomena mba hampiharana tsara kokoa ny faneken'i Yaveh eo amin'ireo vahoaka raha vantany vao tafapetraka ao amin'ny taniny vaovao izy ireo. Ireo didy vaovao ireo dia tsy an'ny fanekena hafa, fa fanampin'ny fanekena teo aloha.