plt_tn/deu/28/54.md

537 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

izay marefo sy tena malefaka eo aminareo—.. izy

"izay marefo sy tena malefa eo aminao—na dia izy aza." Mosesy dia milaza fa tsy ireo manantena ny hihinana ny zanany ihany, fa na dia ny olona farany aza dia heverina hihinana ny zanany ihany.

vavahadin'ny tanànanao rehetra

Eto ny hoe "vavahadin'ny tanàna" dia maneho an'ireo tanàna miihitsy. DH: "ireo tanànanao rehetra"