plt_tn/deu/28/47.md

477 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

tamim-kafaliana sy fifalian'ny fo

Eto ny hoe "hafaliana" sy "fifalian'ny fo" dia manana dika mitovy. Manamafy ireo fa tokony tena faly manompo an'i Yaveh izy ireo.

Hametraka zioga vy eo am-bozonao izy

Ity dia sarinteny ho an'i Yaveh mamela ny fahavalo hitondra an'ireo Israelita an-kaharatsiana sy hanandevo azy ireo.