plt_tn/deu/28/30.md

538 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

Ho vonoina eo anoloan'ny masonao ny ombinao

DH: "hijery ianao rehefa misy olona mamono ny ombinao"

halaina an-keriny eo anoloan'ny masonao ny borikinao ary tsy haverina aminao

DH: "hisy olona haka an-keriny ny borikinao ary tsy hamerina izany"

Homena ireo fahavalonao ny ondrinao

DH: "Homeko ho an'ireo fahavalonao ny ondrinao" na "Avelako haka ny ondrinao ireo fahavalonao"