plt_tn/deu/28/27.md

756 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

vain'i Egypta

"aretin-koditra mitovy amin'ny nanozonako an'ireo Egyptiana"

vay ... fery, fahabokana, ary hidihidy

Ireo dia karazana aretin-koditra.

ry tsy ho sitrana amin'izany ianao

DH: "izay tsy hisy olona afaka hanasitrana anao"

Hitsapatsapa amin'ny atoandro toy ny jamba mitsapatsapa anaty aizina ianao

"Ho toy ny olona jamba izay mitsapatsapa ao anaty aizina ianao na dia amin'ny atoandro aza." Ireo Israelita dia hanana fiainana sarotra na dia rehefa mankafy ny fiainana aza ny rehetra.

hampahoriana sy horobaina foana ianao

"hampahory sy handroba anao foana ny olona matanjaka"