plt_tn/deu/28/23.md

619 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

Ny lanitrao ... ho varahina

Mosesy dia miresaka ny lanitra ho toy ny varahina satria tsy hisy orana. DH: "lanitra ... tsy hanome orana"

ny tany ... ho vy

Mosesy dia miresaka ny tany ho toy ny vy satria tsy hisy vokatra hitombo. DH: "tsy hisy zavatra hitombo eny amin'ny tany"

Hanao ny oran'ny taninao ho fasika sy vovoka i Yaveh

"raha tokony ho orana, dia handefa tafio-drivotra fasika Yaveh"

mandra-paharinganao

DH: "mandra-pahandringanan'izany anao"