plt_tn/deu/28/07.md

903 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

Hahatonga ireo fahavalonao izay mitsangana manohitra anao ho resy eo anoloanao

DH: "hampandresy anao amin'ireo tafika izay manafika anao"

nefa handositra eo anoloanao amin'ny lalana fito

"nefa izy ireo handositra anao amin'ny lalana fito"

lalana fito

Fomba fiteny ity. Mety ho mihoatra na latsaka io isa io. DH: "amin'ny lalana samihafa"

Handidy ny fitahiana ho tonga aminao ao amin'ireo sompitrao Yaveh

Mosesy dia mamaritra an'i Yaveh mitahy ireo Israelita toy ny hoe mibaiko olona iray mba hanafika tampoka azy ireo Yaveh. DH: "Rehefa mitahy anao Yaveh, dia ho gaga amin'ny habetsakin'ny vary hanananao ao amin'ny sompitrao ianao"

sy amin'izay rehetra kasihin'ny tananao

Fomba fiteny ity. DH: "sy amin'ny zavatra rehetra ataonao"