plt_tn/deu/27/20.md

815 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy milaza amin'ireo Levita sy ny vahoaka ny amin'izay tokony lazain'izy ireo

Ho voaozona anie ny lehilahy

Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 27:16. DH: "Yaveh anie hanozona ny lehilahy"

ny vadin'ny rainy

Ity dia tsy maneho ny renin'ilay lehilahy, fa vady hafan'ny rainy.

nangalatra ny zon'ny rainy izy

Rehefa manambady vehivavy iray ny lehilahy iray, izy irery ihany no manana zo ara-dalàna hiara-mandry aminy. Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fehezanteny ity. DH: "nangalatra ny zo ara-dalàn'ny rainy izy."

izay miara-mandry amin'izay mety ho karazam-bibidia

Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fehezanteny ity. DH: "izay miara-mandry amin'ny karazana bibidia amin'ny fomba izay iarahan'ny lehilahy mandry amin'ny vehivavy"