plt_tn/deu/27/04.md

868 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

Rehefa tafita ny Jordana ianareo ... hatsangano ...handidiako anareo

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe vondrona izy ireo, noho izany dia "ianareo" no ampiasaina.

lalory sokay ireo

"anaparitaho sokay eo amin'izany" na "hamboary izany mba ho afaka manoratra eo amin'izany ianao." Adikao toy ny tao amin'ny 27:1 ity.

Tendrombohitra Ebala

Tendrombohitra akaikin'i Sekema ity. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 11:29.

aza mampiasa fitaovana vy hiasana ireo vato

Ity dia maneho an'ireo fandraka izay mampalefaka an'ireo vato, mba ho afaka ny hiaraka tsara ireo. Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fehezanteny ity. DH: "tsy hamolavola ny alitara amin'ny fitaovana vy ianao"