forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
880 B
Markdown
20 lines
880 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ity dia manohy izay tokony lazain'ny Israelita rehefa mitondra ny voaloham-bokany amin'i Yaveh izy.
|
|
|
|
# Nentin'i Yaveh isika
|
|
|
|
Eto ny hoe "isika" dia maneho ny vahoakan'Israely izay nipetraka tany Egypta. Ilay miteny dia mampiditra ny tenany ho iray amin'ireo vahoaka na nipetraka tany Egypta izy na tsia.
|
|
|
|
# tamin'ny tanana mahery, tamin'ny faninjirana sandry
|
|
|
|
Eto ny hoe "tanana mahery" sy "sandry mihinjitra" dia sarinteny ho an'ny herin'i Yaveh. DH: "amin'ny fampisehoana ny heriny mahery." Misy teny mitovy hita ao amin'ny 4:34.
|
|
|
|
# tamin'ny fampitahorana lehibe
|
|
|
|
"tamin'ny asa izay nampitahotra ny vahoaka izay nahita azy ireo"
|
|
|
|
# tany izay tondra-dronono sy tantely
|
|
|
|
Fomba fiteny ity. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 6:3. DH: "tany izay feno ronono sy tantely mikoriana" na "tany izay tena tsara ho an'ny biby fiompy sy fambolena"
|