plt_tn/deu/26/05.md

721 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

Syrianina mienjienjy ny razambeko

Ity no fiantombohan'ny fanambarana izay tokony ataon'ny Israelita rehefa mitondra ny harony.

Syrianina mienjienjy

Ity dia maneho an'i Jakoba, izay razamben'ny Israelita rehetra. Niaina taona maro tany Arama Nahairama, faritra any Syria izy.

ary nijanona tany

"ary nipetraka tany nandritry ny andro sisa niainany"

Tany no nahatonga azy

Ny teny hoe "izy" dia sarinteny ho an'ireo taranak'i Jakoba.

lehibe, nahery

Mitovy hevitra ireo teny ireo. Manamafy ireo fa lasa firenena lehibe sy natanjaka i Israely. DH: "tena lehibe"