plt_tn/deu/24/17.md

960 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

Tsy tokony hampiasa hery ianao mba hanalana ny rariny amin'ny vahiny na ny kamboty

Mosesy dia miresaka ny rariny toy ny hoe zavatra izay afaka esorin'ny olona matanjaka amin'ny olona malemy izany. DH: "tsy tokony hitondra tsy ara-drariny ny vahiny na ny kamboty ianao"

kamboty

Ity dia maneho ireo zaza izay efa maty ny ray aman-dreniny ary tsy manana havana mba hikarakara azy ireo.

na haka ny lamban'ny mpitondratena ho antoka

Ny mpampinadrana dia haka zavatra amin'ilay mpindrana mba hahazoana antoka fa hamerina aminy izy. Tsy navela haka ny lambany izy satria nilainy mba hanafàna azy izany. Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fanambarana ity. DH: "ary aza maka ny lamban'ilay mpitondratena ho antoka satria ilainy mba hampafana azy izany"

tsarovy

Fomba fiteny ity. DH: "tadidio"