plt_tn/deu/21/18.md

468 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

izay tsy hankato ny feon'ny rainy na ny feon'ny reniny

Eto ny hoe "feo" dia sarinteny ho an'izay tenenin'ny olona iray. DH: "izay tsy hankato izay lazain'ny rainy na ny reniny"

ahitsin'izy ireo izy

"sazian'izy ireo amin'ny fanaovany ratsy izy" na "manofana sy manoro lalana azy izy ireo"

tsy maintsy manery azy sy mitondra azy mivoaka

"tsy maintsy manery azy hivoaka"