plt_tn/deu/20/12.md

4 lines
266 B
Markdown

# Fa raha tsy manao tolo-pihavanana aminareo izany
Eto ny hoe "izany" dia maneho an'ilay tanàna izay misolotena an'ireo vahoaka. DH: "Fa raha tsy milefitra ny olona ao amin'ilay tanàna" na "Fa raha tsy manaiky ny tolo-pihavananareo ny olona oa amin'ilay tanàna"