plt_tn/deu/20/10.md

759 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Rehefa mandeha mba hanafika tanàna ianareo

Eto ny hoe "tanàna" dia maneho ny vahoaka. DH: "Rehefa mandeha manafika ny vahoakan'ny tanàna iray ianareo"

manaova tolo-pihavanana amin'ireo vahoaka ireo

"omeo fahafahana hilefitra ny vahoaka ao amin'ilay tanàna"

manokatra ny vavahadiny ho anareo

Eto ny hoe "vavahady" dia maneho ny vavahadin'ialy tanàna. Ny fehezanteny hoe "manokatra ny varavarany ho anareo" dia maneho ny vahoaka milefitra sy mamela ireo Israelita mba hiditra ao amin'ny tanànan'izy ireo. DH: "mamela anareo hiditra am-pilaminana ao amin'ny tanànan'izy ireo"

ny olona rehetra izay hita ao.

DH: "ny olona rehetra ao amin'ilay tanàna"