plt_tn/deu/20/01.md

681 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobey

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Raha hivoaka hiady amin'ny fahavalonareo ianareo

"Rehefa mandeha mivoaka hiady any an'ady hanohitra an'ireo fahavalonareo ianareo"

ka mahita ireo soavaly, ireo kalesy

Ny olona dia nandray ny tafika iray manana soavaly sy kalesy maro ho matanjaka. Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity feno.

Izy izay nitondra anareo niakatra niala ny tany Egypta

Yaveh dia nitondra ny vahoaka avy tao Egypta ho any Kanana. Efa mahazatra ny mampiasa ny teny hoe "miakatra" mba handehoana ny dia avy ao Egypta mankany Kanana. DH: "Yaveh izay nitarika anareo hivoaka ny tanin'i Egypta"