plt_tn/deu/17/16.md

492 B

fa hoy Yaveh taminareo hoe: "Tsy hiverina amin'izany lalana izany intsony ianareo.'

DH: "fa Yaveh niteny taminareo fa tsy hiverina any Egypta intsony ianareo"

mba tsy hiodinan'ny fony any an-kafa

Eto ny hoe "fo" dia maneho ilay olona mihitsy. Ny mpanjaka Israelita izay manambady vahiny sy manomboka manompo ny andriamanitra sandok'izy ireo dia resahina toy ny hoe hivily amin'i Yaveh ny fony. DH: "mba tsy hampiodina azy amin'i Yaveh izy ireo ka hanomboka hanompo andriamanitra diso"