plt_tn/deu/17/12.md

544 B

amin'ny tsy fihainoana ny mpisorona ... na amin'ny tsy fihainoana ny mpitsara

"sy tsy mankato ny mpisorona ... na tsy mankato ny mpitsara"

hanala ny ratsy amin'Israely ianareo

DH: "aoka esorinareo eo amin'ireo Israelita ilay olona izay manao izao zavatra ratsy izao" na "aoka ho vonoinareo izany olon-dratsy izany"

Aoka ny olona rehetra handre ary hatahotra, ary tsy hiavonavona intsony

Izany dia midika fa ny vahoaka rehefa mandre momban'ilay olona izay novonoina nohon'ny fiavonavonana, dia hatahotra izy ireo ary tsy hiavonavona.