plt_tn/deu/14/22.md

209 B

ny ampahafolon'ny vokatry ny voanao rehetra

Izany dia midika hoe mila manome ampahany iray avy amin'ireo ampahany folo mitovy avy amin'ireo vokany izy ireo.

anoloan'i Yaveh

"amin'ny fanatrehan'i Yaveh"