plt_tn/deu/13/17.md

964 B

Tsy tokony hisy hiraikitra eo am-pelatananareo ireo zavatra izay natokana ho ravaina

Yaveh manozona zavatra sy mampanantena handrava izany dia resahina toy ny hoe manokana ilay zavatra amin'ireo zavatra hafa Yaveh. DH: "tsy tokony hihazona ireo zavatra izay nandidin'i Yaveh anareo mba ho ravaina ianareo"

hiraikitra eo am-pelatananareo

Fomba hilazana olona iray mihazona zavatra ity. DH: "tsy tokony hihazona"

hitsahatra amin'ny fahatezerany i Yaveh

Yaveh tsy tezitra intsony dia resahina toy ny hoe zavatra ny hatezerany ary miala ara-batana amin'izany Yaveh. DH: "tsy ho tezitra intsony Yaveh"

satria ianareo mihaino ny feon'i Yaveh

Eto ny hoe "feo" dia maneho izay lazain'i Yaveh. DH: "satria mankato izay lazain'i Yaveh ianareo."

izay marina eo imason'i Yaveh Andriamanitrareo

Eto ny hoe "maso" dia maneho ireo eritreritra na hevitra. DH: "izay marina araka an'i Yaveh Andriamanitrareo" na "izay heverin'i Yaveh Andriamanitrareo ho marina"