plt_tn/deu/12/13.md

419 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Tandremo tsara ny tenanao

"mitandrema tsara"

ny toerana rehetra izay hitanao

"ny toerana rehetra izay mahafinaritra anao" na "na aiza na aiza tianao"

fa eo amin'ny toerana izay ho fidian'i Yaveh

Ireo fanatitra dorana dia tokony atao any amin'ny tabernakely. Yaveh mihitsy no hisafidy izay hametrahana ilay tabernakely.