plt_tn/deu/12/01.md

578 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy dia mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

ho tandremanao

"tsy maintsy ankatoavinao"

ny andro rehetra hiainanao ety an-tany

Eto ny hoe "andro" dia maneho fotoana lava. Ary ny hoe "hiainana ety an-tany" ihany koa dia fomba fiteny izay midika hoe farak'izay ela hiainan'ny olona iray." DH: "farafahaela hiainanao"

Ho ravainao tokoa

"tsy maintsy ravainao"

ireo firenena izay ho roahanao

Eto ny hoe "firenena" dia maneho ireo vondron'olona izay mipetraka any Kanana. DH: "ireo vondron'olona izay ho alainao ny taniny"