plt_tn/deu/11/02.md

406 B

izay tsy nahafantatra akory na nahita

"izay tsy niaina"

ny tanany mahery, na ny tanany mitsotra

Eto ny hoe "tanana mahery" sy "tanana mitsotra" dia sarinteny ho an'ny fahefan'i Yaveh. Misy teny mitovitovy hita ao amin'ny 4:34. DH: "na ny fahefany lehibe"

tany afovoan'i Egypta

"tany Egypta"

tamin'ireo taniny rehetra

Eto ny hoe "tany" dia maneho ny vahoaka. DH: "tamin'ny vahoakany rehetra"