plt_tn/deu/09/15.md

725 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nitranga tany aloha.

indro

Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho fa taitra tamin'ny zavatra hitany Mosesy.

Namolavola zanak'omby ho anareo

Ireo Israelita tamin'ny taranaka teo aloha dia nangataka an'i Arona mba hanao zanak'omby vita amin'ny vy mba hahafahan'izy ireo manompo izany. Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fanambarana ity.

Nalaky nivily tamin'ny lalana izay nandidian'i Yaveh anareo ianareo

Mosesy dia miresaka toy ny hoe mandeha amin'ny lalana ny fankatoavana ireo didin' Andriamanitra. DH: "Nalaky tsy nankato izay nandidin'i Yaveh anareo ianareo." Misy teny mitovitovy hita ao amin'ny 9:11.