plt_tn/deu/09/13.md

225 B

mamafa ny anarany tsy ho eo ambanin'ny lanitra

"mampanjavona tanteraka ny anaran'izy ireo" na "mamono azy rehetra mba tsy hisy hahatsiaro ireny mihintsy." Jereo ny fomba nandikanao fehezanteny mitovitovy tao amin'ny 7:23.