plt_tn/deu/09/04.md

301 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

Aza milaza ny ao am-ponao

Eto ny hoe "fo" dia midika hoe "ao an'eritreritrao." DH: "Aza mieritreritra ny tenanao"

rehefa voaroaka

"rehefa voaroakan'i Yaveh ireo olona hafa"