plt_tn/deu/07/12.md

570 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miteny amin'ny vahoakan'Israely ny tenin'i Yaveh. Izy dia miresaka toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita ao amin'ny andininy faha 12 ary amin'izy ireo rehetra toy ny hoe vondrona ao amin'ny andininy faha 13.

ary hampitombo isa anareo

"ary hampitombo ny isan'ny vahoakanareo"

ny vokatry ny vatanareo

Ity dia fomba fiteny ilazana ny hoe "zanakareo."

ny vokatry ny taninareo

Ity dia fomba fiteny ilazana ny hoe "vokatrareo"

ny fitomboan'ireo biby fiompinareo

"ho lasa maro be ireo biby fiompinareo"