plt_tn/deu/07/06.md

12 lines
389 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy milaza amin'ny vahoakan'Israely ny tenin'i Yaveh toy ny hoe olona iray izy ireo.
# ianao dia firenena izay voatokana
Yaveh misafidy ny vahoakan'Israely mba ho Azy amin'ny fomba miavaka dia resahana toy ny hoe atokan'i Yaveh amin'ireo firenena hafa rehetra izy ireo.
# eran'izao tontolo izao
Fomba fiteny ity. DH: "izay miaina eto an-tany"