plt_tn/deu/06/04.md

482 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

Yaveh Andriamanintsika dia iray

"Yaveh Andriamanintsika no ilay Andriamanitra iray sy tokana"

amin'ny fonao manontolo ianao, amin'ny fanahinao manontolo, ary amin'ny herinao manontolo

Ireo fehezanteny ireo miaraka dia manamafy fa ny olona iray dia heverina fa tokony ho tia fatratra an'Andriamanitra sy ho voatokana ho Azy tanteraka.