plt_tn/deu/05/01.md

793 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

izay ho lazaiko ao an-tsofinareo anio

Eto ny hoe "sofina" dia maneho ilay olona manontolo. Ity dia manamafy fa ny olona dia mahafantatra izay nolazain'i Mosesy tamin'izy ireo, ka tsy afaka manota izy ireo na miteny fa tsy nahafantatra hoe nanota. DH: "izay ho lazaiko anareo anio"

Tsy nanao izany fanekena izany tamin'ireo razambentsika Yaveh

Ireo mety ho heviny dia 1) tsy tamin'ireo izay tany Horeba ihany no nanaovan'i Yaveh fifanekena; tamin'ireo taranaka Israelita taty aoriana ihany koa ilay fifanekena na 2) Yaveh dia tsy nanao io fanekena io tamin'ireo razamben'izy ireo alavitra, toa an'i Abrahama, Isaka, ary Jakoba; fa kosa, nanomboka tamin'ireo Israelita tany Horeba io fifanekena io.