plt_tn/deu/04/47.md

495 B

ny taniny

ny tanin'i Sihona Mpanjaka

Oga mpanjakan'i Basana

Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 1:3 ity.

Aroera

Anaran-tanàna ity. Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 2:36 ity.

lohasahan'i Arnona

Anarana toerana ity. Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 2:24 ity.

Tendrombohitra Sihona ... Tendrombohitra Hermona

Anarana tendrombohitra ireo. Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:8 ireo.

Ranomasin'i Araba ... Tendrombohitra Pisga

Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:17 ity.