plt_tn/deu/03/23.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoaka ny amin'izay nitranga tany aloha.
# Nitalaho aho
Eto ny "aho" dia maneho an'i Mosesy. Ity dia midika fa nangataka tamin'i Yaveh tamin'ny fomba feno hafanam-po sy fihetseham-po izy.
# nanomboka nampiseho ... tamin'ny mpanomponao
Eto ny hoe "tamin'ny mpanomponao" dia fomba mihaja entina hilazana olona iray manana fahefana lehibe kokoa. DH: "nanomboka nampiseho ahy, mpanomponao"
# ny tananao mahery
Eto ny hoe "tanana" dia midika hoe fahefana. DH: "ny fahefanao"
# fa aiza any an-danitra ... mahery tahaka izany?
Mampiasa fanontaniana Mosesy mba hanamafisana fa Yaveh irery ihany no Andriamanitra manana fahefana hanao ny asa izay efa vitany. DH: "fa tsy misy andriamanitra afaka ... mahery tahaka izany."
# any an-danitra na ety an-tany
Ireo roa ireo dia midika hoe "na aiza na aiza."
# an-dafin'i Jordana
"andrefan'ny Renirano Jordana." Tamin'i Mosesy niteny ireo teny ireo tamin'i Yaveh, dia tao atsinanan'ny Renirano Jordana tao Moaba izy.