plt_tn/deu/03/21.md

8 lines
210 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely momban'izay nitranga tany aloha.
# Ireo masonao dia efa nahita
Eto ny hoe "maso" dia maneho an'i Josoa. DH: "Nahita ianao"