plt_tn/deu/03/12.md

624 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoaka ny amin'izay nitranga tany aloha.

Aroera

Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 2:36 ity.

Lohasahan'i Arnona

Adikao toy ny ao amin'ny 2:24 ity.

faritr'i Argoba

Adikao toy ny ao amin'ny 3:3 ity.

Izany faritany izany ihany no antsoina hoe tanin'i Refaita

Ny mpanoratra dia manomboka manolotra fampahafantarana fototra momban'ny tany izay azon'ny vahoakan'Israely. Raha toa ny teninao ka manana fomba hanehoana fa fampahafantarana fototra izay manaraka eo, dia tokony ampiasainao eto izany.

Refaita

Adikao toy ny tao amin'ny 2:10 ity.