plt_tn/deu/02/20.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto andininy ireto dia manomboka manome fampahafantarana fototra momban'ireo vondron'olona izay nipetraka tao amin'ilay tany. Raha toa ny fiteninao ka manana fomba hanehoana fa fampahafantarana fototra ny manaraka eo, dia ampiasao eto izany.

Izany ihany koa dia raisina

DH: "Rasin'ny olona ihany koa izany"

Refaita

Ity dia anarana vondron'olona. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 2:10.

Zamzomita

Ity dia anarana hafa ho an'ny vondron'olona Refaita.

Anakita

Anarana vondron'olona ity. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:26

nandringana azy ireo tsy ho eo anoloan'ireo Amonita

"namela ireo Amonita handresy azy ireo" na "namela ireo Amonita hamono azy rehetra"

noroasiny izy ireo ka nipetraka teo amin'ny toeran'izy ireo

"nalain'ireo Amonita ny zavatra rehetra izay nananan'ireo Refaita ary dia nipetraka tao amin'izay nonenan'ireo Refaita."

Horita

Ity dia anarana vondron'olona. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 2:12.

nandroaka azy ireo ny taranak'i Esao ary nipetraka teo amin'ny toeran'izy ireo

"naka ny zavatra rehetra izay nananan'ireo Horita ary dia nipetraka tao amin'izay nonenan'ireo Horita"