plt_tn/deu/02/04.md

12 lines
318 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Mosesy.
# ireo rahalahinareo ianareo, dia ny taranak'i Esao
"ireo havanareo, dia ireo taranak'i Esao"
# efa nomeko an'i Esao ho fananana ny Tendrombohitra Seira
Yaveh dia mampatsiahy ireo Israelita fa nomeny an'ireo taranak'i Esao io faritany io