plt_tn/deu/01/43.md

638 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely

nanafika ilay tany havoana

Ny sarin-teny hoe "tany havoana" dia maneho ny olona izay mipetraka eny. DH: "nanafika ny olona izay mipetraka eny amin'ilay tany havoana.

nanenjika anareo toy ny tantely

Ny "tantely" dia biby kely manidina, izay manidina miaraka be dia be ary manindrona ny olona izay mandrahona azy ireo. Izany dia midika fa Armonita maro no nanafika ireo miaramila Israelita ka nila nandao ny ady izy ireo.

Seira

Anarana sombin-tany ity.

Horma

Anaran-tanàna ity.

namely anareo

"namono maro tamin'ireo miaramilanareo"