plt_tn/deu/01/19.md

237 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny olon'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha.

efitra lehibe sy mampitahotra izay hitanareo

"efitra lehibe sy mampidi-doza izay nodiavinareo"