plt_tn/deu/01/15.md

670 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

sy lehilahy manan-daza tsara

"sy lehilahy izay najain'ny vahoakanareo." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:12.

ny arivo ... ny zato ... ny dimam-polo ... ny folo

"ny vondrona 1000 ... ny vondrona 100 ... ny vondrona 50 ... ary ny vondrona 10"

mpifehy ... manamboninahitra

Ireo dia toerana ho an'ny mpitarika samihafa ao amin'ny governemantan'Israely.

isaky ny foko

"avy amin'ny isam-pokonareo"

mitsarà am-pahamarinana manoloana ny olona sy ny rahalahiny

"ataovy marina sy rariny ny fanapahan-kevitra momban'ny fifamaliana misy eo amin'ireo Israelita"