plt_tn/deu/01/12.md

883 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan' Israely.

Fa amin'ny fomba ahoana no hilanjako irery ny vesatrareo, ny enta-mavesatrareo, ary ny fifandiranareo?

Mampiasa fanontaniana Mosesy mba hanamafisana fa tsy afaka mamaha ny olan'izy ireo rehetra irery izy. Afaka adika ho fanambarana ity fanontaniana ity. DH: "Tsy afaka milanja irery ny vesatrareo, ny enta-mavesatrareo, sy ny fifandiranareo aho."

hilanjako irery ny vesatrareo, ny enta-mavesatrareo

Mosesy dia miresaka ny olana sy fitarainan'ny olona izay tokony raisiny an-tanana ho toy ny hoe zavatra azo tsapain-tainana izay nolanjainy. DH: "handraisako an-tanana ny olanareo, ny fitarainanareo"

ny fifandiranareo

"ny fifamalianareo" na "ny tsy fitovian-kevitrareo"

lehilahy manan-daza amin'ny tsara isaky ny foko

"lehilahy avy amin'ny isam-poko izay hajain'ny olon'Israely"